Tonga Soa

Faly miarahaba anao tonga mitsidika sy hitoetra eto amin'ity takelaka ity. Takelaka izay hanampy anao hiaina araka ny Fanahy. Nomen'Andriamanitra fitaovana maro isika hampielezana ny teniny sy hanitarana ny Fanjakany, koa mahafaly ny mampiasa ity takelaka ity sy mizara azy ho anao mba ho fandraisana anjara amin'izany iraka lehibe izany.

Handray anjara amin'ny takelaka

Raha misy te hanoratra lahatsoratra eto amin'ny takelaka dia mila misoratra anarana ao amin'ny serasera.org aloha raha mbola tsy mpikambana (Jereo eto). Avy eo dia mandefasa hafatra ho an'ny adiresy contact@katolika.org miaraka amin'ny solonanarana.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0288