ALELOIA! PAKA

Nampiditra : harilova
Daty : 03/04/2010

ARAHABAINA!

resin'ny hazavan'ny famindram-po ny haizin'ny fahotana! 

ALELOIA- PAKA

Na ny omaly tsy miova aza no fitrangan'ny andavanandrom-piainako!
Na sanatrian'izany hiharatsy ka tsy haitako izay andro ho mihiratra!
Paka ny andro!
Fifaliana...
Anio any am-piangonana midera an'Andriamanitra!
Rahampitso any am-pitsangatsanganana hanadino Azy!
Atao ahoana fa fiainana izany!

Miarahaba anao nahatratra ny Paka
ary mirary soa ho anao hivelona sy hihaina azy mandritra ny 50 andro!

Mety hanampy anao handinidinika!

Jereo eto : Tononkalo - Paka - Fiangonana Fiombonana, iznay no Paka

 

 

 

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0429 s.] - Hanohana anay