Mila fandrosoana avokoa isika rehetra, hiova ho amin'ny tsara kokoa. Ny Karemy anie hanampy antsika hiady amin'ny kilemantsika.