24/12/2017

Raha te hankalaza ny fetin'ny Noely marina isika dia banjino izao famantarana izao: ny fahatsorana marefon'ny zaza menavava vao teraka. Ao Andriamanitra.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014