24/06/2018

Nampiditra : admin
Daty : 24/06/2018
Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.
Hevitra
Miarahaba Tompoko,
Ny hevitro izany dia fanatanterahana ny sitrapon'Andriamanitra amin'ny lafiny fitiavana, izay azontsika maimaim-poana avy Aminy,sy ny fanetretena tokony hananatsika amin'izay ataontsika rehetra
Misaotra Tompoko |
Valio randriarilala
Hampiditra hevitra