25/12/2023

Ny hafatra tao Betlehema dia tena "Vaovao lehibe mitondra fifaliandehibe". Fifaliana toa inona?Tsy ilay fiadanana mandalo eto an-tany, fa fifaliana mankahery ny fo, manavao ny fanantenana ary mitondra fandriam-pahalemana. Fifalian'ny Fanahy Masina: fifaliana ateraky ny maha zanaka tian'Andriamanitra.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.021