Mamela ny helotsika sy miaraka amintsika hatrany ny Tompo, anjarantsika sisa no manaiky havela heloka sy manaiky hiaraka aminy.