Ny kristianina tsirairay dia afaka mijoro ho vavolombelona any amin'izay toerana hiasany, tsy amin'ny teny fotsiny, fa amin'ny fiainana anaty fahamarinana.