Mameno hafaliana antsika ny fihaonana rehetra amin'i Jesoa, hafaliana lalina izay Andriamanitra irery ihany no afaka manome azy.