Hoy ny Papa 13/05/2014

Aoka isika hamaky ny Vaovao Mahafaly, tsikelikely isanandro. Rehefa izany dia hianatra hiaina ny tena zavatra fototra isika: dia ny fitiavana sy ny famindram-po.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1755