Ny teninao Tompo o! no Faniloko
Ref: Ny teninao Tompo o! no faniloko
Ny lalanao, o ry Ray o! no tianay aleha
1- N'aiza tany aleha, tsy mba irery aho
Fa i Jesoa Tompo, no naniraka ahy
2- N'aiza tany aleha, tsy mba irery aho
Fa Ianao ihany; no nanavotra ahy