Ny teninao Andriamanitra o

Ny teninao Andriamanitra o

Dia feno fitiavan-dehibe

Ny teninao mandresy lahatra

Manakantsakana izay mania

 

Fiv :

Ampianaro aho Tompo ô

Hanambara ny fitiavnao

Hanompo anao Andriamanitra o

Ho sambatra aho raha eo anilanao

 

Ny teninao Andriamanitra o

Dia fahavalom-pahafatesana

Hatrany am-pasana az ano mandre

Ny maty dia ho velona indray

 

Ny teninao Andriamaintra o

Dia hazavana manjopiaka

Fiadanana mahafa-po

Hoan’ny olona izay mankato

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0275