'Lay niteraka antsika indray

Fiv:

'Lay niteraka antsika indray tamin'ny rano sy ny Fanahy

 

1 - Endrey ny indrafon'Andriamanitra Ray

2 - Nanavotra antsika tamin'ny ratsy rehetra

3 - Nanandratra ambony ny Zanany tiany

4 - Namelona fanantenana ho antsika

5 - Nanolotra hery hiarovana antsika

6 - Isaorin'ny olona mino rehetra

7 - Hanangan-ko velona antsika any aoriana

8 - Hanomana lova mateza ho antsika.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0465