Sas :
Ny Firenen-drehetra no navotanao, ry Tompo รด,
Vahoaka tsy hita isa no natolotrao ny Ray.
1 - Aleloia !
Ianareo firenena rehetra,
Aoka hiara-midera ny Tompo
Ry vahoaka eran-tany tontolo,
Aoka hiantsa ny Tompo ianareo.
2 - Aleloia !
Ny Fitiavany anay tsy mba lefy,
Tsy mivadika mandrakizay ;
Hankalaza ny Tompo ary isika :
Izy Tompo manjaka amintsika.