Mamiko indrindra Ianao ry Tompo ô (Sal 17)

Fiv :

Mamiko indrindra Ianao ry Tompo

Fa Ianao no fialofako

Novonjenao ka afaka tokoa

Tamin'ny fatorako.

 

1- Andriamanitra mahery Ianao Ka matoky Anao 'zahay:

Anao ny fiderana masina

Ka dia natokako ho Anao ry Tompo.

 

2- Andriamanitra mahery Ianao ka matoky Anao 'zahay:

Anao ny lanitra Anao ny tany

Ka mendrika hiderana Anao ry Tompo.

 

3- Andriamanitra mahery Ianao ka matoky Anao 'zahay:

Ny sandrinao mahery Tompo ô

Ka inakinako tokoa ry Tompo.

 

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.066