Nitsangana tamin'ny maty

 

Fiv :

Nitsangana tamin'ny maty

I Jesoa Mpamonjy antsika

Koa mifalia, Aleloia.

 

1 - Nandresy ny fahafatesana

I Jesoa Zanak'Andriamanitra, Aleloia.

 

2 - Ka indro Izy fa natsangana

Tolorana fahefana, Aleloia.

 

3 - Fa Izy no Fananganana

Hamelona antsika indray, Aleloia.

 

4 - 'Lay Tompon'ny fiadanana

Miseho eto anivontsika, Aleloia.

 

 

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0956