'Zaho anie ry Reny

'Zaho anie ry Reny, te ho zanakao

Te ho zaza tsara sy madio

Izao ny fikasako sitrako tokoa

Zaza tsara taizan'i Maria

 

Izaho mametra-tena, am-pelatananao

Ry Maria o mamiko tokoa

Izao ny fikasako sitrako tokoa

Zaza tsara taizan'i Maria

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106