Fa Zanaky ny Avo

       Fa Zanaky ny Avo

Fiv: Fa Zanaky ny Avo
       'Lay Masina naterakao.

1. Efa nidina taminao ny Fanahy
    Satria momba anao lalandava ny Tompo.

2. Efa nidina taminao ny Fanahy
    Tsy hoe fanirian'olombelona izany.

3. Efa nidina handray antsika Izy Tompo
    Hampihavana antsika tokoa amin'ny Ray.

4. Efa nidina handray antsika Izy Tompo
    Isaory ny Ray nahatonga an'izany

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739