Arahaba ry renin'Andriamanitra

Aleloia ! Arahaba ry renin'Andriamanitra !
1- Aza matahotra hoy ny anjely
indro ny Tompo nitsinjo anao.
2- Zanaky ny Avo no haterakao
indro ny Tompo nifidy anao.
3- I Jesoa no anaran'ny Zanakao
indro ny Tompo fa homba anao
4- Masina indrindra ny zanakao
Izy hanjaka amy firenena.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859