Vonona aho Tompo

Vonona aho Tompo hiaraka aminao

Ka manolo-tena hofehezinao

Tsy ny tena ihany no omeko izao

Fa ny fo fanahy raiso anjakao

 

Feo1 : Raiso aho Tompo ô, raiso ho anao

Raiso fa omeko izao, zany fo fanahy, raiso anjakao

Feo 2 : Raiso aho Tompo ô, hiaraka aminao

He manolo-tena hofehezinao

Tsy nytena iany no omeko izao

Fa ny fo fanahy raiso anjakao

Feo3,4 : Raiso aho Tompo o raiso aho, raiso ho anao

Tsy ny tena iahy no omeko izao

Fa ny fo fanahy raiso anjakao

 

‘Zao no fikasako izay irian’ny fo

Ho mpanomponao Tompo manan-jo

Raha ny eto mantsy mety mora lo

Fa ny teninao maro mpankato

 

Raha avy ny fotoana zay hialako ety

Hoafoiko mantsy ity tany ity

Ao i Jesoa Tompo zokiko ary

Hovantaniko any raha miala ety

 

Raisonao ny fiko raiso ka hetseho

Ka ny fahotako Tompo mba koseho

Ao ny herinao Tompo no hiseho

Fo maniry Anao no entiko maneho

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099