Mba lazao anay ry Tompo

1 - Mb a lazao anay, ry Tompo , ny misy Anao ,
Ambarao anay maniry hamangy anao,
Tsy mba lavitra any anie aho e , fa ao am-p onare o
Ary ao anatin’ny Eo kari stia.

Dera ho anao, ry mpamonjy anay, Kristy ô,
Raiso izahay te-hiara-tsambatra aminao.

2- Inona moa, ry Tomo, no teninao,
Hohenoinay sy ho tandremanay?
Sambatra loatra anie izay mino ahy,
Izy ho velona mandrakizay.

3- Lazao anay, ry tompo, ny baikonao,
Ambarao anay hotanterahinay.
Mifankatiava toy ny nitiavako anareo,
Zany no hafatro sy didiko.

4- Atoroy anay, ry Tompo, ny asanao ;
Tsy havelanay hiasa irery ianao.
Mahafoy ny aina mba hamelona anareo
Ety an-tany sy an-danitra.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0273