Finaritra ny fo

 

Finaritra ny fo matoky anao,
Jesoa Tompo ô, be indrafo. (indroa)

 

Tsy kamboty izahay, fa manana anao,

Ka ny herinao no ampinganay. (indroa)

 

Raha ho tapitra aminay ‘ty fiainana ity,

Ento izahay ho eo anilanao. (indroa)
 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0864