Tompo o, jereo 'zahay

Fiv :

Tompo o, jereo 'zahay

Iantrao fa diso taminao.

1 - Miandrandra Anao 'zahay

Ry Kristy Mpamonjy anay,

Mitalaho mafy hoe :

Avelao ny otanay.

 

2 - Ianao no Herinay

Hiditra ao an-danitra

Ka diovy ny fonay :

Avelo ny otanay.

 

3 - Hamasininay Ianao,

Mba henoy ny vavakay :

Noho ny fitiavanao,

Avelao ny otanay.

 

4 - Ibabohanay anie

'Reny hadisoany,

Na izay miafina :

Avelao ny otanay.

 

5 - Izahay navotanao

Sady vidin'ny Ranay,

Aza foy ho very re :

Avelao ny otanay.

 

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0567