Jereo tsara an-tampon'i Kalvery

 

1 - Jereo tsara an-tampon'i Kalvery

Jesoa mijaly sy mahafoy ny Ainy.

Jereo tsara Maria be alahelo

Mitomany mibanjina Azy.

 

Fiv :

Mpanjakan'ny martiry, ny fahotanay ratsy

No mampijaly Anao toy izao :

Miombana alahelo Aminao izahay,

Mifona, mivalo, mba iantrao 'zahay.

 

2 - Maria mahita ny fehiloha tsilo,

Sy miaramila mikapoka an'i Jesoa

Ary kapaoty fanarabiana Azy :

Alahelo tsy hay lazaina.

 

3 - Indro i Jesoa madia hiala aina

Manopy maso ity Reny malala :

Reniny kosa, ampijerena Azy

Ila ho faty, fa maty i Jesoa.

 

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0493