Ry Zanak'Ondrin'Andriamanitra

Ry zanak’ondrin’andriamanitra
Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao
Mamindrà fo aminay e (in-2)

Ry zanak’ondrin’Andriamanitra
Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao
Omeo fiadanana izahay e (in-2)

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0702