Raiso re, Jesoa, ny fiainanay

 

Fiv :

Raiso, re Jesoa, raiso re ny fiainanay e,
Hamasino hanjary fanatitrao,
dia mba atolory ny Ray


(Andininy, azo hiraina na tanisaina fotsiny)
- Ny voaary manontolo vitanao tam-pahendrena
- Ny voly izay mitsimoka mandrakotra ny tany
- Ny bibidia rehetra sy ny vorona any an'ala
- Ny biby fiompinay 'zay manampy anay hiasa...

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1217