Omeko anareo

Omeko anareo, ny fiadanako

Omeko tsisy fetra, ny fitiavako

Ianareo mifankatia, no tena mpianatro

Mahay mifamela,mahay mifanasoa

 

Sambatra sambatra, 'zay mifankatia

Fa ety an-tany sahady, misantatra ny lanitra

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2716