Olona afaka isika

Olona afaka isika e

 

1- Foana izao ny fahatesana !

2- Foana koa ny ranomaso.

3- Indro ny Andriamanitsika !

4- Ndeh'hifaly sy hiravo !

5- Ny Fanahy nomena antsika.

6- Tonga Zanaka isika.

7- Afa-tahotra amin'izay e !

8- Toy ny Zanaka amy Ray

 

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4183