Izao no andoalihako anatrehan’Izy Ray
Satria ny fahafantarako fa tia an-tsika i Jesoa
Fahaizana mihoatra izay fahaizana rehetra
Ie misaotra ny Ray aho !
Izao no andoalohako anatrehan’Izy Ray
Fa sitrany ho feno safononoka tokoa
Izato fahasoavana nomeny ho antsika
Ie misaotra ny Ray aho
Izao no hiderako tsy an-kijanona ny Ray
Nanejo ny fahefany Izy hitondra soa ho antsika
Manolotra mihoaatra izay angatahin-tsika
Ie, misaotra ny Ray aho
Izay no iderako tsy an-kijanona ny Ray
Manolotra mihoatra izay angatahintsika
Fa efa mampivoatra sy manova ny fontsika
Ie misaotra ny Ray aho !