Isaorana ianao Andriamanitra o
Isaorana ianao, isaorana e
Isaorana ianao Andriamanitra o
Noho ny soa be natao, nataonao
tamin'ny vahoakanao, isaorana e
Isaorana ianao Andriamanitra o
1- Nohon'ny fahasoavana,
'zay narotsakao ho anay,
Ianao no maha-be fisaorana e,
isaorana Ianao, Andriamanitra o
2- Nohon'ny fitsimbinana,
ireo kamboty sy mahantra
Ianao no maha-be fisaorana e,
Isaorana Ianao, Andriamanitra o