- Ianao no hazavana, Jesoa Kristy zokinay
- Ianao no fahendrena…
- Ianao no Fammonjena…
- Ianao no manan-kery…
- Ianao Mpitari-dalana…
- Ianao Mpanolo-tsaina…
Ianao no arahinay amin’ny fiainanay
Fiv : Hoy ny antsonay sy baikonay vahoaka notiavinaoHohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao