Finaritra ny fo

Finaritra ny fo matoky Anao)

Jesoa Tompo o, be indrafo) 2x

 

Tsy kamboty izahay fa manana Anao)

Ka ny herinao no ampinganay) 2x

 

Raha ho tapitra aminay ity fiainana ity)

Ento zahay ho eo anilanao ) 2x

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097