Aoka hoentanin'ny fitiavan'i Kristy isika

Fiv : Aoka hoentanin’ny fitiavan’i Kristy isika !

  1. Fa nampahafantariny antsika ny Rainy
  2. Nasehony tamin’ny fiainany izany
  3. Nafoiny ho antsika rehetra ny Ainy
  4. Nekeny ny hiombona lova maintsika
  5. Dia tsy mba nizaha tavan’olona izy
  6. Navelany heloka izay mino azy
  7. Tsimbininy koa ny mahatra sy ny ory
  8. Nantsoiny ho sambatra manko izy ireny

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099