Fiv :
Ao e ny Tompo, mitady anao Izy e.
1 - Maniry dia maniry ny hifanatrika aminao.
2 - Hambarany aminao tokoa 'zay sitraky ny Ray.
3 - Ny fikasany manko : hanavao ny herinao.
4 - Hitory fibebahana hiantso ny mpanota.
5 - Hitondra fiadanana ao an-tokantranonao.
6 - Ahoana no hanosi-boho-tanana Azy ianao ?
7 - Kanefa Izy no fototry ny hasambaranao.
8 - Fa Izy sy ny Ray no hiara-monina aminao.