Ahiratray ny masonay

Ahiratray e, ny masonay

Hifantoka aminao,

Asandratray e ny masonay

Mitady anao Andriamanitra รด.

Velarinay e ny tananay,

Miandry vonjy

Avy aminao Andriamanitra.

1. Fa izao tany izao, rako-java-mahasondriana ;

Raikitra eo ny masonay, manadinodino anao.

 

2. Tsy ho satrinay ve ny hifanatrika aminao :

Nefa he, ny fijerinay feno tebiteby lava.

 

3.. Ampianaro izahay mba hahita anao Mpahary

amin-java-nohariana taratry ny endrikao.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118