Saotra, dera

                       Saotra, dera

1. Saotra dera no omena ho anao Mpanavotra:
    Ianao nanetry tena, mba hanavotra anay.

        Fiv: Mba tahio, Tompô, ny fanahy sy ny fo:
               Tianay ny hiara-dia e aminao ka tsy hania

2. Raha ory sy mijaly eto aza izahay,
    Tsy ho kivy fa ho faly; aminao ny famonjena.

3. Ianao no Tomponay, no mba iankinanay,
    Ka inoanay sy onenanay: aminao ny famonjena.

4. Aza manadino anay, ry mpihaino vavaka;
    Aza mba manary ahy, (na) hanalavitra ahy ianao

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0596