Dera ho Anao ry Tompo

Dera ho Anao ry Tompo

Dera ho anao ry Tompo nandresy ny fasana
Hoby no asandratray voavonjy navelanao fahotana
Dia mankalaza Anao daholo ny vahoaka navotanao (2)

1- Ny rà izay nalatsakao, nampihavana anay indray ô
    Dia mankalaza anao daholo ny vahoka navotanao

2- Dia santatra ho anay, ilay nitsangananao
     Dia mankalaza anao daholo ny vahoaka navotanao

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0637