Olom-belona aho Tompo

Olom-belona aho Tompo

Tsy mendrika hanonona ny anaranao

Nefa vonona aho hanompo

Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao

 

O ry Tompo be fitia

Mba tantanonao ny dia

Fantatrao f'efa nania

Ny ondrinao tetry

Ankehitriny o mamelà

Ny heloko zay vitako

O mamelà, o mamelà ny heloko

 

Faniriako ry Tompo

Ny hiankina an-tratranao ry Tompo o

Mba omeo fo madio hahaizako mibanjina ny tavanao

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0242