NATSANGAN-DRAY
1- Natsangan-dRae ho zandrinao anay
Mba hiombon-kafaleana Aminao
Anay ê ro tsa niteno raha
Amin'ny "fivoarana" sahaza ny maha-zanaka
Tompo ô, mamindra fo aminay
2- Efa iray lalana aminay Anao
Resinao tokoa ny fahafatesana
Anay e, vona misalasala
Tsa natoky, taronao sy ny hafatsao
Kristy ô! Mamindra fo aminay !
3- Natolotsao ho anay ny Ainao
Izay tokoa no fara-fitiavana!
Ny anay ny tena mady ro fatatsay e!
Tsa tea maro, tsa te hiadanan'ny hafa
Tompo ô! mamindra fo aminay!