MIFONA AHO ABA

1- Mifona aho Aba, mifona aho rô
Mifona fa tsy nañaja ny ñ’añaranao ô ô (2 fois)
Mifona aho Aba, mifona aho rô
Mifona fa tsy nañaja ny ñ’añaranao ô ô

2- Mifona aho Zoky e, mifona aho rô
Mifona fa tsy niteño ny irakao ô ô (2 fois)
Mifona a a, mifona aho rô !
Mifona fa tsy niteño ny irakao ô ô.

3- Mibaboka tokôtry e, Aminao rô Fañahy e !
Mibaboka fa tsy niaiñy ny Fitiavanao ô ô (2 fois)
Mibaboka tokôtry e, Aminao rô Fañahy e !
Mibaboka fa tsy niaiñy ny Fitiavanao ô ô.

Ibaboka rô, e fahotako ô
Mba omeo famelàna aho, fa tsy hañano etsana (2 fois)

Hevitra mandeha

Katolika_laika ( 22/01/2015 15:25)
Tsy dia maresy lahatra ilay andian-teny "fa tsy hañano etsana". Sosokevitra: "fa tsy nañao e tsara".
Katolika_laika ( 22/01/2015 15:28)
Azafady fa misy diso tsipelina ilay sosokevitra "nañao". Sosokevitra: "fa tsy nañano e tsara."

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0694