Jesoa mpamindra fo
Tsinjovy ny foko
Malahelo, mahatsiaro
Ny fahotako be fahiny ;
Aleoko ny afaka aina
Toy 'zay hody amin'ny ratsy.
Jesoa mpamindra fo
Tsinjovy ny foko
Malahelo, mahatsiaro
Ny fahotako be fahiny ;
Aleoko ny afaka aina
Toy 'zay hody amin'ny ratsy.