Mino aho Tompo Andriamanitra tokana

Mino aho mino aho Tompo ô Andriamanitra tokana

Zaho mino Ray Zanahary Ambony

Zay nanao ny tany aman-danitra koa

Sy ireo zavatra rehetra misy eo aminy

 

Zaho mino an’i Jesoa zanaky ny Ray

Tonga nofo tokoa dia nidina tety

Naterak’i Maria Virjiny mba hamonjy antsika

 

Zaho mino an’i Jesoa nampijaliana sy maty

Tafatsangan-ko velona afaka hateloana

Niakatra any an-danitra Izy eo ankavanan’ny Ray

 

Zaho mino ny herin’ny Fanahy masina

Zaho mino ny Eglizy naorin’i Kristy

Ny batemy tokana manala ny ota

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143