Vory eto izahay

Vory eto izahay

Hiaraka hivavaka

Ny hasinao handravaka ny fiainanay ry Tompo ô

Vory eto izahay

Hiaraka ihvavaka

Mitalaho manantena famonjena

 

Tsotra ny fiteninay

Raha miresaka Aminao

Amasino izahay vahoakanao

O ry Ray malalanay

Mba henoy ny vavakay

Vavaka asandratray tsy tapaka

 

Vory eto izahay

Hiaraka hivavaka

Mafy anie ny lalana izoranay ry Tompo ô

Vory eto izahay

Hiaraka hivavaka

Iray fo ao Aminao Rainay

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01