Andriamanitra no tokiko

Andriamanitra no tokiko

ka tsy misy atahorako

Andriamanitra no Raiko

Jesoa Zanany no Zokiko.

 

1- Aleoko mialoka amy Tompo

toy izay miantehitra min'olona.

 

2-Izaho tsy ho faty intsony

f'Izy Ray no tompon'aina.

 

3- Avia ianao, hoy ny Teniny,

ka matoria am-piadanana.

 

4- Izaho dia handry fehizay,

hiadana fa tsara mpiandry.

 

5- Izaho hitandrina ny didiny

dia hiara-monina amiko Izy.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099