Ny mofo atolotry ny pretra

Ny mofo atolotry ny pretra

Ovao ho tenan’i Jesoa Mpamonjy

Ankasitraho ny tolotray

Fa entinay hoanao ry Ray

Fa entinay mitsaoka Anao

 

Ity divay sy rano kely

Ataovy tonga ‘lay ra sarobidy

Ankasitraho ny tolotray f

Fa entinay hoanao ry Ray

Fa entinay misaotra Anao

 

Atolotray Anao ry Ray

‘Lay zanak’ondry manana ny ota

Ankasitraho ny tolotray

Fa entinay hoanao ry Ray

Fa entinay mifona re

 

Ary ity andronay anio

Atolotray ho andron’i Jesoa

Ankasitraho ny tolotray

Fa entinay hoanao ry Ray

Fa entinay miangavy re !

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2426