Dia mbola ao amy Tompo

1. Dia mbola ao amy Tompo
No anolorako ny fanatitro,

Dia mbola ao amy Tompo

(indroa)

Dia mbola ao amy Tompo

No anolorako ny fanatitro, Eo anatrehany.

 

2. Ny asa vitako … miaraka aminy.

 

3. Ny fiainako … ao an-dapany.

 

4. Zany lalako … eo am-pelatanany.

 

5. Ny fanahiko … ao an-tranony.

 

6. Ny fitiavako … lalandava.

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1015