Amin'ny fo madio Baba

Amin’ny fo madio a, Baba, No anoloranay e! Ireto fanatitray e!
Amin’ny fo madio a, Baba, No anoloranay e! Ireto fanatitray e!
Ho fiderana anao, hisaoranay anao,
ia e e amin’ny fo madio ô amin’ny fo madio ô


1 - Ianao Baba no anolorana,

Ty mofo sy divay
Ho vatana ho ràn’ i Jesoa
Ho tohim-pihavanana
Ho sorom-pitahiana
Ho a a baba a
Anao any an-danitra
A Baba e.

 

2- Anao Baba no anolorana

Ny tenanay tontolo
Ny fikasana j iaby
Miaraka amin’ i Jesoa
Ho jôro ho an’ny hafa
Ho a a Baba
Anao any an-danitra
A Baba e.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099