Ry Fanahy Masina, avia midina

Fiv
Ry Fanahy Masina, avy e midina ; avia midina


1 - O ry Rain'ny ory, avia
Mpizarazara soa, avia
Ry mpanolo-tsaina, avia midina.

2 - Ry Mpanampbitampy, avia
O ry soa indrindra, avia
Ry Mpamelombelona, avia midina.

3 - Mpanafaka alahelo, avia
O ry Fahazavana, avia
O ry Mpanampasina, avia midina.

4 - O ry Mpanadio, avia
O ry Mpankahery, avia
Fanomezan-tsoa, avia midina.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0261