1 - Tompo o, omeo pretra maro izahay
Tompo o, vidin'ny Ranao anie izahay.
Fiv : Tompo o, ekeo 'zao vavakay izao
Omep pretra masina hampanjaka Anao.
2 - Tompo o, ny tanora arovy mba hadio
Tompo o, omeo faniriana ho pretranao.
3- Tompo o, ny ray aman-dreny mba ampio
Tompo o, hahafoy ny zaza ho pretranao.
4 - Tompo o, ny fanahy maro mba henoy
Tompo o, manantena Anao fa ondrinao.