Nifidy ahy ny Tompo

Nifidy ahy ny Tompo hitondra famonjena

Ny vaovao mahafaly ambara eran-tany

 

Reko ny Fanahy mibitsika hoe

'Reto misy olona atokany mba ho ahy

Tiako sy tendreko hamonjy ny ory

Aoka izy ireo ho vonona handeha

 

Nanokana ahy ny Tompo ho mpiara-miasa Aminy

Ho olona amborahany ireo tsiambaratelony

 

Naniraka ahy ny Tompo nanafatra ahy hoe

Ataovy tonga mpanatro ny olona rehetra

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0669